Tantara mikasika ny Timor Atsinanana tamin'ny Febroary, 2010
Herisetra ataon'ny polisy any Timor nalaina an-tsary mihetsika
Tsy zava-baovao ny herisetra ataon'ny polisy any Timor-Atsinanana , kanefa vaovao ny nangalana izany an-tsary mihetsika. Zavatra niseho tamin'ny raharaha “Rodney King” tany Timor-Atsinanana sy ny polisiny izy ity. Polisy any Timor (PNTL) nalaina an-tsary eo am-panaovana herisetra. (Avy amin'ny fahatsaram-pon'i A.Tilman) Polisy any Timor (PNTL) nalaina an-tsary eo am-panaovana herisetra. (Nahazoana alalana tamin'i...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...