Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Desambra, 2018

Tantara mikasika ny Timor Atsinanana tamin'ny Desambra, 2018

Miverina Ao Timor Atsinanana Ny Herisetra

Nipoaka tao Timor Atsinanana indray ny herisetra raha toa ka niezaka ny hisambotra ilay mpitarika mpikomy, Alfredo Reinado, ny mpitandro filaminana iraisam-pirenena.