· Jona, 2016

Tantara mikasika ny Timor Atsinanana tamin'ny Jona, 2016

“Hiditra Ao Amin'ny ASEAN i Timor-Leste Amin'ny Taona 2017″, Maminany Ny Ambasadaoro Indoneziana

Tsy maintsy ho avy ihany ny fanekena an'i Timor-Leste ho mpikambana feno ao amin'ny Fikambanan'ny Firenena Azia Atsimo na ASEAN amin'ny taona 2017, hoy ny fanambaran'ny ambasadaoron'i Indonezia ao amin'ny fikambanana. Betsaka ny mieritreritra fa ahafahana miaro bebe kokoa ny fahaleovantena sy ny fiandrianam-pirenen'i Timor ny fidirana ao amin'ny fikambanana.