· Marsa, 2012

Tantara mikasika ny Timor Atsinanana tamin'ny Marsa, 2012

Timor Atsinanana : Very Harena Politika Lehibe Ny Firenena

Niraraka ny fanomezam-boninahitra tanaty aterineto taorian'ny fahalasananan'ilay mpitarika politika teo aloha tao Timor Atsinanana, fantatra amin'ny anarana hoe "Dadabe". Francisco "AVO" Xavier do Amaral, ilay nanambara ny fahaleovantena ny taona 1975, ary niverina tao amin'i Timor Atsinanana mba hiasa ao amin'ny Antenimiera mpanangana sy ny parlemanta. Efa kandidà intelo tamin'ny firotsahana ho Filoha izy.

21 Marsa 2012