· Desambra, 2011

Tantara mikasika ny Timor Atsinanana tamin'ny Desambra, 2011

Timor Atsinanana: Manangana Firenena Iray Avy Amina Fiteny Maro

  07 Desambra 2011

Samy nosafidiana ho fiteny ofisialy avokoa na ny Tetum na ny fiteny Portigey ho an'i Timor Atsinanana izay firenena vao teraka raha nahazo ny fahaleovantenany izy tamin'ny taona 2002. Na izany aza, maherin'ny 16 ny isan'ny fiteny nasionaly, ary roambinifolo mahery ny isan'ireo tenim-paritra hafa ampiasain'ireo mponina Timorezy amin'ny andavanandro.