Tantara mikasika ny Timor Atsinanana tamin'ny Janoary, 2017
“Ny Kolontsaiko No Mari-panondroana Ahy”, Hoy Ilay Timorey Rui de Carvalho Mpanao Fitafiana Lamaody
Ny kolontsaiko no mari-panondroana ahy. Toy izany ny fanombohan'ny hatsarana Timorey eo amin'ny tontolon'ny lamaody ao Timor-Leste!