Tantara mikasika ny Timor Atsinanana tamin'ny Novambra, 2011
Ireo Fandinihina Manokana Momba Ny Tetibolan'i Timor Atsinanana
Ny Parlemanta Nasionalin'i Timor Atsinanana dia nanaiky vao tsy ela izay ny Tetibola 2012 naroson'ny governemanta ary ireo fandinihina manokana momba izany dia mbola hitohy hatramin'ny fifidianana farany izay hatao ny 25 Novambra 2011. Ny ONG La’o Hamutuk eo an-toerana dia nanokana pejy ao amin'ny vohikalany hanaràhana ny resaka mikasika...
Timor Atsinanana: Fidirana An-tsehatra Amin'ny Famoronana Sy Ny Kolontsaina
Ilay mpanakanto David Palazón ao Barselona dia namarana ny asany amin'ny maha mpanakanto azy tao Timor Atsinanana, kanefa toy ny karazana fiatoana ihany izany. Ankehitriny izy dia mandray anjara amin'ny tetikasam-pikarohana momba ny kolontsaina timaore, ary manantena ny hanokatra sekoly manokana ho an'ny orinasam-pamoronana, mba hanetsehana ny lafiny arak'asa momba...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...