Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jolay, 2019

Tantara mikasika ny Timor Atsinanana tamin'ny Jolay, 2019

Ao amin'ny Fanjakana Britanika, mankalaza ny faha-17 taona niverenan'ny fahaleovantenan'i Timor-Leste ny Timorey

Nandray ny lanonana "20 mey" izay nomanin'ny Timorey monina ao amin'i UK ny Oniversiten'i Oxford Brookes, ao an-tanànan'i Oxford, UK.