Tantara mikasika ny Azerbaijan tamin'ny Oktobra, 2019
Miahiahy momba ny “polisy misahana ny fitondran-tena” ny Azerbaijaney
Mahita ireo mponin'i Baku liam-pndrosoana fa tsy ara-pitondran-tena ny "polisy misahana ny fitondran-tena" ary milaza ireo manam-pahaizana fa tsy hahomby ny fanapahan-kevitra hametraka izany.