Tantara mikasika ny Azerbaijan tamin'ny Avrily, 2018
Azerbaijan: Nampiahiahy ny Fialan'ny IRI
Toa tsy nanapaka ny tetibolany ho an'ny fandaharan'asan'ny demaokrasia i Etazonia (na USAID raha ny marina kokoa, sampana ao amin'ny Departemantam-panjakana izay manaramaso tetikasam-pandrosoana), fa kosa nanokana izany rehetra izany ho an'ny Ivontoeram-pirenena Demaokratika
#KnowYourDictator: Maneloelo ny Filoha ao Azerbaijan Voafidy Indray Ireo Mpifindramonina Ara-Politika sy ny Tenirohiny
Nanempotra ny mpanohitra eo an-toerana, mahita fomba hanemporana ireo mpikatroka monina any ivelany ny filoha vaovao voafidy Ilham Aliyev
Azerbaijan: Tranonkalam-baovao Nakatona
Taorian'ny fandraràna vao haingana ny haino aman-jery vahiny ao amin'ny firenena, nofafàna ny votoatin'ny tranonkalam-baovao malaza heverina fa mahaleotena indrindra ao Azerbaijan tamin'ny Alakamisy (febroary 2009) ary nosoloina hafatra milaza amin'ny mpamaky hoe "mikatona ny tetikasa".
Azerbaijan: Fandalinana Boky
Naneho hevitra momba an'i Artush sy Zaur, ilay bokin-tantaram-pitiavan'ny pelaka izay miresaka momba ny tantaram-pitiavana nisy teo amin'ireo lehilahy Armenianina sy Azerbaijani, i Scary Azeri in Suburbs. Nilaza ilay bilaogera fa...