Azerbaijan, hozongozonin'ny onja vaovaom-pisamborana atosiky ny pôlitikaAmpolony maro ireo mpikatroka sy mpanao gazety miatrika fanenjehana indrayMpanoratra Arzu Geybullayeva Nandika Candy28 Jona 2022
Ao an-drenivohitr'i Azerbaijan, antso ho an'ny fampitsaharana ny tsimatimanota atao an'ireo mpikatrokaNosamborina ireo mpandray anjara tamin'ilay famoriam-bahoaka dia navotsotra taty aoriana.Mpanoratra Arzu Geybullayeva Nandika Candy06 Jona 2022
Ao Azerbaijàna, mampahonena ny fahalalahan'ny media araka ny voalazan'ireo manampahaizanaMitotongana ny tombam-bokatra amin'ny lafiny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety ao Azerbaidjàna.Mpanoratra Arzu Geybullayeva Nandika Miora02 Jona 2022