· Septambra, 2018

Tantara mikasika ny Azerbaijan tamin'ny Septambra, 2018

Azerbaijan: Bilaogy ara-tsakafo

  15 Septambra 2018

 Manadihady an'i Farida Sadikhova Buyuran, bilaogera ao ambadiky ny AZ Cookbook i Leyla's Room. Manoratra momba ny nahandro, ny tontolo sy sarin'ny sakafo nentim-paharazana Azeri ary nahandro hafa koa izy, mampiseho ny antsipirihan'ny fitiavan'i Farida ny sakafo sy ny fikarakarana sakafo ary koa ny famoaham-boky atsy ho atsy ny fanadihadiana.

Ireo pejinay momba an i Azerbaijan

Azərbaycan