Tantara mikasika ny Azerbaijan tamin'ny Mey, 2016
Lalaon'ny Hanoanan'ny Azerbaijan: Eo Amoron-tevana Ireo Media Tsy Miankina

"Manambara eto indray izahay, amin'ny fanokafana io fanadihadiana heloka bevava tsy misy dikany io, mametraka fefy amin'ny fahalalahana miteny sy ny asan'ny mpanao gazety ary manempotra ny fiarahamonina demaokratika ny governemantan'i Azerbaijan."