Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Oktobra, 2016

Tantara mikasika ny Azerbaijan tamin'ny Oktobra, 2016

100 Taonan'ny Hatsarana Tao Azia Afovoany sy Kaokazy

Ireo firenena samy nizaka ny ziogan'i Kremlin hita amin'ireo fitafiny isam-pirenena feno fanehoan-tena.

‘September': Sehatra Vaovao Hivoahan'ny Hevitra Elatra Havia Ara-Politika Manerana Ny Firaisana Sovietika Teo Aloha

"Mbola tsy Oktobra izao kanefa ho avy izany". Izany no teny fanevan'ny "September", tranonkala vaovao iray izay mikendry ho sehatra hamoahana ny fomba fijerin'ny elatra havia manerana ny Firaisana Sovietika teo aloha.

Manao Fitsapankevi-bahoaka Voalotonà Tsy Fanarahan-dalàna Maro i Azerbaijan. Misy Mba Miraharaha Ihany Ve?

Hita natao hampitombo hatrany ireo fahefan'ny jadona manaranaka tantanan'ny fianakaviana Aliyev eo amin'ny fitondrana ny fanovàna lalàm-panorenana.