Tantara mikasika ny Azerbaijan tamin'ny Mey, 2021
Lahatsary niparitaka be niteraka adihevitra momba ny fanorisorenana ara-nofo ao Azerbaijan
Ilay lahatsary dia ahitàna an'i Huseynbala Miralamov, solombavambahoka taloha sady mpampianatra amina oniversite, manao fihetsika tsy mendrika manorisory vehivavy iray mpiasa
Mametraka sakana ho an'ireo sembana ny fepetran'ny valanaretina any Azerbaijan
Mitaky ny olona manana fahasembanana hanome porofo fa nahazo fitsaboana any amin'ny hopitaly mba ahazoana fisotroan-dronono ny fitsipika vaovao nivoaka tamin'ny herintaona. Saingy mikorontana ny vondrom-piarahamonina rehefa nihidy ny ivontoeram-panarenana noho ny COVID-19.