Tantara mikasika ny Azerbaijan tamin'ny Marsa, 2019
Azerbaijan: Nahemotra indray ny fitsarana ilay bilaogera an-dahatsary

Ao anatin'ny heverin'ny maro fa fitsarana misy ambadika politika ho fanapenam-bava ny mpanohitra ao Azerbaijan, niseho indray tao amin'ny fitsarana androany ireo tanora mpikatroka bilaogy lahatsary Adnan Hajizade sy Emin Milli.