· Desambra, 2017

Tantara mikasika ny Azerbaijan tamin'ny Desambra, 2017

Azerbaijàna : Ny Andron'ny ‘Achoura’

  21 Desambra 2017

Omaly [7 Janoary] ny Achoura, fetim-pivavahana fahatsiarovana ny martioran'i Hussein, ilay zafikely lahin'ny mpaminany Mahomet, tamin'ny adin'i Kerbala. Matetika ampifandraisina amin'ny sarinà fikapohana amin'ny rojo vy io fety io, kanefa hafa ny fahitàna azy ao Azerbaijàna, firenena izay shiita ny maro an'isa saingy laika silamo ny any atsimon'i Kaokazy.

Ireo pejinay momba an i Azerbaijan

Azərbaycan