Tao Azerbaijan, ankona ny maro nahita ny horonantsary hafahafa nataon'ny depiote namaky poezia sady nihazona dinôzôro teny an-tananyNamoaka horonantsary ho setrin'ny lazaina ho fandrahonana ho faty ilay depioteMpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Andriamifidisoa Zo26 Febroary 2022
Mpanao gazety sady mpikatroka pelaka Azerbaijani nisy namonoNovonoin'ny zanak'olo-mpiray tampo aminy i Hafizli Mpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Liva Andriamanantena26 Febroary 2022
Tafika Rosiàna misatroka manga, manome toky fa hanara-maso ny fiverenan'ireo Armeniàna rehetra gadra ao AzerbaijànaTsy mbola hay izay tena isan'ireo Armeniàna gadraMpanoratra Arzu Geybullayeva, JAM NewsNandika avylavitra23 Febroary 2022
Azerbaijan: Lehilahy iray nosamborina noho ny tsy fanajana sainam-pirenenaNiteraka adihevitra ny fampiasana fanevam-pirenena ny fisamborana ilay mpikatroka Mpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Liva Andriamanantena17 Febroary 2022