· Janoary, 2012

Tantara mikasika ny Azerbaijan tamin'ny Janoary, 2012

Zeorzia: Fodian'ireo Tiorka Meskhetian

Silamo maherin'ny 100.000 no nailik'i Joseph Stalin tamin'ny 1944 avy ao amin'ny faritra Meskheti ao Zeorzia. Ankehitriny, 60 taona mahery aty aoriana, manomboka miverina tsikelikely ny sasany ao anatin'ny andraikitry ny firenena manolona ny Folankevitr'i Eraopa.

05 Janoary 2012

Ireo pejinay momba an i Azerbaijan

Azərbaycan