Tantara mikasika ny Azerbaijan tamin'ny Desambra, 2015
Nigadra herintaona, tsy manan-tahotra ilay mpanao gazety Khadija Ismayilova avy ao Azerbaijan

" Mbola manankarena bebe kokoa noho ireo lehilahy sy vehivavy mpanao kolikoly nosoratako ireo aho. Satria manana soatoavina vonona ny hanolorako hatramin'ny aiko aza aho.."