Tantara mikasika ny Azerbaijan tamin'ny Avrily, 2021
Tahaka ny ahoana ny nanararaotan'ny governemantan'i Azerbaijan ny lavaka amin'ny Facebook—an-taonany maro
Fanadihadiana nataon'ny The Guardian no nampiseho fa noleferin'ny Facebook ny fihoaram-pefy natao tao amin'ny sehatra tany amin'ireo firenena bitika toa an'i Azerbaijan noho ny fanaovany ho laharam-pahamehana izay miantraika amin'i Etazonia sy ny mpifanandrina aminy.