Tantara mikasika ny Azerbaijan tamin'ny Septambra, 2010
Azerbaijan: Bloqosfer 2010
Tonga ihany izy ity nony farany. Bloqosfer 2010, hetsika iray efa nandrasan'ireo mpitoraka blaogy maro any Azerbaijan efa ho roa volana eo ho eo, dia natao tamin'ny 10-12 Septambra tany amin'ny tanàna amorontsirak'i Nabran. Maherin'ny 100 ireo mpitoraka bilaogy efa manana traikefa naka toerana teo anilan'ireo vao nisondrotra, manampahaizana manokana...
Azerbaijan: Koa satria manakaiky ny fifidianana, dia mirona makany amin'izany ny tambajotra sosialy
Ny 7 Novambra, ho any amin'ny toerana fandatsaham-bato indray i Azerbaijan mba amin'ny fifidianana antenimieram-pirenena ho avy. Tsy manomboka ofisialy ny fanentanana amin'ny fifidianana raha tsy 23 andro alohan'ny andro voatokana hanatanterahana izany, nefa efa misy sahady ireo mariky ny fihetsehana ao amin'ny Facebook.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...