Tantara mikasika ny Azerbaijan tamin'ny Novambra, 2010
Azerbaijan: Tandindonin-doza ny Fahalalahana maneho hevitra
Ilay tatitra dia vokatry ny iraka fanadihadiana nitambaram-be natao momba ny fahalalahan'ny fanehoan-kevitra teo anelanelan'ny 7 sy 9 Septambra 2010. Ireo solontenan'ny iraka dia nihaona tamina mpanao gazety sy mpitoraka bilaogy, nanangona fijoroana vavolombelona avy amin'ireo sisam-paty tamin'ireo fanafihana mahery vaika, ary koa tamin'ny havan'ireo mpanao gazety sy mpitoraka bilaogy...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...