Tantara mikasika ny conectandonos tamin'ny Jona, 2018
Ekoatora : Matavilela, Literatiora Iray Hafa Ho “Famonoana Andro”

Manasongadina manokana ny andran-dahatsoratra ilay gazetiboky nomerika, saingy misy ihany koa ny sehatra "tafatafa" miaraka amin'ny endrika manokana antsoina hoe #MataPreguntas (KillerQuestions) na fanontaniana mahafaty. Nandray anjara tamin'ilay Conectándonos tao Ekoatora i Daniel Lucas, mpandrindra ny tranonkala Matavilela.