· Jona, 2013

Below are posts about citizen media in Portuguese. Don't miss Global Voices em Português, where Global Voices posts are translated into Portuguese! Read about our Lingua project to learn more about how Global Voices content is being translated into other languages.

Tantara mikasika ny Paortigey tamin'ny Jona, 2013

Brezila : Miandry ny Mondialy Ho Fahazoam-Bola i Marcela Handehanana Any Eoropa

  04 Jona 2013

Ity lahatsoratr'i Andrea Dipp, avy ao amin'ny Agência Pública (izay mpiara-miasa amin'ny Global Voices ), ity dia navoaka ho tahaka ny lahatsoratra fanadihadiana momba ireo “travestis” (sarimbavy) avy ao Fortaleza, ary nanana ny lohateny hoe “VOU BOMBAR PARA COBRAR MAIS NA COPA”  (“HANABONTSIN-TENA AHO HAHAZOAM-BOLA MANDRITRA NY MONDIALY” ) tamin'izany...

Mozambika : Mitokona Mitaky Karama Ambonimbony Kokoa Ireo Mpiasan'ny Fahasalamana

  02 Jona 2013

Nitokona nandritra ny folo andro ny mpiasan'ny fahasalamana mozambikana, nitarika tany amin'ny fiatoan'ny asa atao any amin'ny toeram-pitsaboana maro manerana ny firenena. Ny fisondrotan-karama, ny fampitoviana, ary ny fanamboarana ny saran'ny ao amin'ny sampan-draharahan'ny vonjy aina amin'ny tobim-pitsaboana manerana ny firenena no fototry ny fitakiana ataony amin'ny governemanta.

Ireo pejinay momba an i Paortigey

pt