Tantara mikasika ny Paortigey tamin'ny Desambra, 2018
Any Brezila, filaharana handresena ny tahotra ary hitolomana ho an’ny zon’ireo mpifindra monina
Mpifindra monina an-jatony monina any Brezila no nanao diabe tao São Paulo mba hitaky ny zo bebe kokoa ary hankalaza ny firenena izay nofidiany honenany.
Ahoana no ahafantarantsika amin'ny tantara an-tsarin'i Marcelo D'Salete ny lasa sy ny ankehitrinin'i Brezila
"Mety hanampy izany hitondra fanovana toe-tsaina amin'ny fitsinjovana ireo vondron'olona misy eto Brezila, hanoherana ny fijery tokana manjaka, izay mbola manasaratsaraka ireo vondron'olona ireo amin'ny toerana samihafa sy amin'ny an-tanantohatra samihafa."
Ao Mozambika, Famatsiam-bola Sinoa Lafobe Ho An'ireo Mampiasa Azy ilay Tetezana Lava Indrindra Aty Afrika
Amina sanda 690 tapitrisa eoro, io tetezana io no tetikasa-na fotodrafitrasa tena lafobe indrindra mbola tsy fahita tao Mozambika hatramin'ny nahazoany ny fahaleovantenany tamin'ny 1975.
Ampangain'Ilay Mpandimby Azy Ho Mpanao Kolikoly Ny Filoha Angole Teo Aloha José Eduardo dos Santos
Nilaza i João Lourenço nandritra ny resadresaka nifanaovany tamin'ny gazety Portiogey fa foana ny tahirim-bolam-panjakana tamin'ny fotoana nandraisany ny toerany ny taona 2017.