Tantara mikasika ny Paortigey tamin'ny Novambra, 2016
Belo Monte, Herintaona Aty Aoriana: Ny Fiantraikan'ny Tohodrano Amin'ireo Mponina manamorona Ny Renirano sy ireo Vazimba Teratany
Nakatona tamin'ny Novambra 2015 ny vavaranon'i Belo Monte, tohodrano fahefatra lehibe indrindra eto amin'izao tontolo izao, any Brezila, mba hamenoana ireo fitehirizan-drano.
Ny Fijerin'ireo Firenena Miteny Paortiogey Ny Fahalanian'i Trump Ho Filoha
Fitetezana ireo fanehoankevitra tany amin'ireo firenena miteny portiogey manerana ny tany, niainga avy any Paortiogaly sy Brezila, ka hatrany Timor-Atsinana, mandalo an'i Afrika.
Mozambika: Ny Anjara Asan'ny Serasera Vaovao Amin'ny Fampiroboroboana Ny Zo Hahazo Vaovao
Miresaka momba ny anjara asan'ny serasera eo amin'ny fampiroboroboana ny vaovao mari-pototra ny ao Mozambika . Raha mirotsaka ao amin'ny tontolon'ny fampitam-baovao ireo olom-pirenena mpanao gazety.
Aiza Ary Ahoana Ny Fandriakan'ny Rà Indizeny ao Brezila?
Mamoaka ireo fandaozana sy herisetra mianjady amin'ny vazimba teratanin'i Brezila, indrindra fa ao Mato Grosso do Sul sy ao Maranhão ny tatitra iray vao nivoaka.