Tantara mikasika ny Paortigey tamin'ny Septambra, 2016
Naato Ny Fampielezan-Kevitra Fifidianana Filoham-Pirenena Tao Cap Vert Ho Fanajana Ilay Filoham-Panjakana Taloha
Nametraka didy ny manampahefana ao Cap-Vert amin'ny hanaovana ho androm-pisaonana mandritra ny roa andro ho fanomezam-boninahitra ny filoha Kapoverdiana teo aloha lany tamin'ny fomba demaokratika voalohany
Jereo ny Lahatsarim-Panadihadiana Miresaka ny Fiantraikan'ny Fikorontanan'ny Toetrandro Amin'ny Fiainana Andavanandron'ny Vazimba Teratanin'i Xingu
Nahazo loka tamin'ireo fetibe iraisampirenena, asehon'ny lahatsary fohy ny fiovam-piainana ateraky ny fikorontanan'ny toetrandro teo amin'ny fiainana andavanandron'ny Vazimba Teratanin'ny Valan'i Xingu.
Nahazo Ny Medailiny Voalohany i Mozambika, Ary Tamin'ny Lalao Paralaimpika
Nahazo ny medaily alimo voalohany tamin'ny lalao paralaimpika tao Rio de Janeiro i Edmilsa Governo. Io atleta tanora io ihany koa no Mozambikana voalohany nahazo medaily tamin'ny lalao paralaimpika.
Macao no Hampifandray an'i Shina amin'ny Firenena Mpiteny Paortiogey
Macao no ho tetezam-pifandraisana eo amin'i Shina sy ireo firenena mpiteny portiogey. Tian'ilay Shinoa mpitantana ny faritra ihany koa ny hanamafisana ao Macao sy ao Shina ny fianarana teny portiogey.
Fiderana ny fitafian'ny Angoley sy ny Mozambikana Tany amin'ny Lalao Olaimpika Tany Rio de Janiero
Tamin'ny lanonam-panokafana ny lalao olaimpika tao Rio de janiero, nisy ireo delegasiona izay tafaraka efitra fiomanana , Angola sy Mozambika no ekipa tsara fitafiana indrindra.
Polisy Miaramila Breziliana Manampatra Ny Fony Amin'ireo Mpanao Hetsi-panoherana Tsy Mitsahatra Mitombo
Taorian'ny fihetsiketsehana nanerana ny firenena tamin'ny herinandro lasa teo manohitra ny fanonganana an'i Dilma Roussef sy ny fanoloana azy, nanatri-maso onjana herisetra an-dalambe ny Filoha Michel Temer, Brezila ny Alahady 5 Septambra lasa teo.