Tantara mikasika ny Paortigey tamin'ny Janoary, 2017
“Ny Kolontsaiko No Mari-panondroana Ahy”, Hoy Ilay Timorey Rui de Carvalho Mpanao Fitafiana Lamaody
Ny kolontsaiko no mari-panondroana ahy. Toy izany ny fanombohan'ny hatsarana Timorey eo amin'ny tontolon'ny lamaody ao Timor-Leste!
Ny Fanehoan-kevitr'i Afrika Mpiteny Paortigey Manoloana ny Fahafatesan'i Mário Soares
Ho entinay ato amin'ity lahatsoratra ity ireo fanehoan-kevitra momba ny fomba fijerin'ny olona sasany ny fahafatesany any amin'ny firenena PALOP amin'ny sehatra isan-karazany.
Tsikerain'ny Mpanao Gazety sy ny Media Sosialy Tao An-toerana ny Fitsidihan'ny Filoha Erdogan Tao Mozambika
Tsy nandalo fotsiny imason'ny Mozambikana ny "fanadiovana", izay managadra olona an'arivony, ataon'i Erdogan ao Torkia.
Mety Hitondra Fiovana Ara-politika Ao Angola Ve Ny Taona 2017? Tsia Hoy Ny Maro
Rehefa 37 taona teo amin'ny fitondrana, dia mety hiala amin'ny fahefana araka ny nambarany tokoa ve ny Filoha José Eduardo dos Santos?