Tantara mikasika ny Paortigey tamin'ny Avrily, 2017
Mankalaza ny Andron'ny Maherifo ao anivon'ny Tsikeran'ny Tambajotra An-tserasera ny ao Mozambika
Raha tsy nanao ho ambanin-javatra ny maha-zavadehibe ny tolona ho amin'ny fahaleovantena, maro amin'ireo Mozambikana no nisera tao amin'ny tambajotra sosialy hieritreritra ny lanjan'ny Andron'ny Maherifo amin'izao vanim-potoana izao.
Oniversite Mozambikàna Roa Mandràra Ny Zipo Fohy sy ny Volo Rasta
" Raha manaraka ireo fitsipika ireo ny mpianatra, dia satria tsy manam-pahasahiana hampanaja ny zon'izy ireo, ary mendrika ho azy ireo ny oniversite ianarany. ".
Mihevitra Ny Handràra Tanteraka Ny Fanalànjaza i Angolà, Manohitra Izany Ireo Vehivavy
Mety hiaraka amin'ireo firenena vitsivitsy erantany izay mandràra ny fanalànjaza, na inona na inona antony amin'izao fotoana izao, i Angolà.