Tantara mikasika ny Paortigey tamin'ny Marsa, 2012
Brezila: Niteraka Hetsi-panoherana sy Fanehoan-kevitra ny Fahafatesan'ilay Mpitondra Bisikileta
Ny marainan'ny 2 Martsa 2012, maty voahitsaky ny fiara fitateram-bahoaka tao amin'ny arabe lehibe ao São Paulo, Avenida Paulista i Juliana Dias 33 taona raha iny nitondra bisikileta handeha hiasa iny. Nanaitra mafy ny mpiaro ny zon'ny mpandeha bisikileta izany tranga nahazo azy izany, ka niteraka hetsika tampoka manerana ny tanàna sy nitarika adihevitra...
Mozambika: Ny Rindrin'ny Vahoaka ao Maputo
Tamin'ny fotoana nahitanay tsy an-kiato ny firoborobon'ny teknolojia vaovao izay manamora ny fifandraisana sy ny fampahalalam-baovao, toy ny smartphone, tablets, Twitter ary ny Facebook, ao Maputo, renivohitr'i Mozambika, niroborobo ihany koa ny Rindrin'ny vahoaka: ny rindrina lehibe ao ivelan'ny tranobe misy ny gazety Jornal@Verdade, izay afaka ametrahan'ny vahoaka hafatra sy hanairana mivantana...
Lahatsary Misongadina: Fiarovana Ny Zon'Olombelona
Andian-dahatsary mahaliana sy vao haingana nataon'ny Global Voices ho fiarovana ny zon'olombelona ka tafiditra amin'izany ny zon'ny vazimba teratany sy ny vaovao faramparany avy any Amerika Latina, Azia Atsinanana, Eoropa Andrefana ary Afrika atsimon'i Sahara izay nofantenin'i Juliana Rincón Parra.