Tantara mikasika ny Yemen tamin'ny Jona, 2011
Yemen: Antony nahatara an'i Saleh!
Nanala azy ny mpisiokantsera tamin'ny fampiasana ny tenifototra #AntonynahataraaniSaleh teo am-piandrasana ny kabarin'ny filoha Yemenita Ali Abdullah Saleh, izay nanaraka ny tatitra fa naratra tao amin'ny Lapam-panjakana izay nisy nanafika...
Yemen: Saritaka ao Sanaa amin'ny vaovao mifanohitra momba an'i Saleh
Tafalatsaka anaty korontana tanteraka ny renivohitra Yemenita Sanaa nandritra ity folakandro ity, noho ny fisian'ny vaovao mifanohitra momba ny filoha Yemenita Ali Abdullah Saleh. Raha milaza ny sasany fa nandao...