· Novambra, 2013

Tantara mikasika ny Yemen tamin'ny Novambra, 2013

“Oud Criminal” Ho An'i Yemen

  13 Novambra 2013

Mampiseho ny talentany tamin'ny fahaizany Oud i Ahmed Alshaiba, ilay Yemenita mpiangaly mozika, tao anaty lahatsary iray vaovao navoaka tao amin'ny YouTube. Fantaro ny antony mahatonga ny Yemenita hirehareha fatratra tamin'ny nahavitàny izany.