Tantara mikasika ny Yemen tamin'ny Janoary, 2019
Ny fiavotan-tenan'ireo Kristiana vitsy an'isa lasibatry ny fanafihana ao Yemen
Yemenita niova fo ho Kristiana i "Galileo" telo taona lasa izay. Nosamborina sy nampijaliana izy ary miaina anatin'ny tahotra amin'ny famonoana ny ainy izy ankehitriny .
Nosakanan'i Yemen ny sehatra famahanana bilaogy Maktoob
(Marihina fa tamin'ny volana Martsa 2008 no nivoaka ny lahatsoratra voalohany) Maktoobblog.com , iray amin'ireo sehatra famahanana bilaogy Arabo malaza indrindra, dia nakatona tao Yemen ka tsy nahafahan'ireo mpisera Aterineto...
Yemen: Nalaina an-keriny ny toniandahatsoratry ny tranonkalan'ny mpanohitra
(Marihina fa tamin'ny volana Septambra 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Ny alin'ny zoma 18 Septambra 2009, nalain'ny mpitandro ny filaminana an-keriny tao an-drenivohitra Sana'a i Mohammed al Maqaleh, ilay...
Yemen: Sivana tamin'ireo tranonkalam-baovaon'ny mpanohitra roa
(Marihina fa tamin'ny volana May 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanakana ny fidirana amin'ny tranonkalam-baovaon'ny mpanohitra miisa roa (www.al-shoura.net sy www.aleshteraki.net) ny Minisiteran'ny Fifandraisandavitra ao Yemen noho ny tatitra momba...
Tantaran'ny mpinamana mamahana sakafo maraina mpianatra zazavavy 500 isan'andro ao Yemen mba hahafahan'ireo mianatra
Talohan'ny nisian'ny tetikasa dia tsy tonga nianatra ny ampahadimin'ny mpianatra, ankehitriny ry zareo niverina an-dakilasy avokoa.