Tantara mikasika ny Yemen tamin'ny Jona, 2020
Ampiarahana amin'ny fanakatonana gazety ny ady amin'ny COVID-19 ao Afovoany-Atsinanana
Ho ampahany amin'ireo fepetra hiadiana amin'ny COVID-19, i Jordania, i Oman, i Maraoka, ary i Emirà Arabo mitambatra sy i Yémen dia samy nandràra avokoa ny gazety an-tsoratra mandra-pisian'ny toromarika vaovao indray.