· Janoary, 2013

Tantara mikasika ny Yemen tamin'ny Janoary, 2013

TEDxSanaa: Mangetaheta Fanantenana Ny Ao Yemen

Na teo aza ny taona nisafotofoto niainan'i Yemen tamin'ny 2012, niasa mafy ny vondrona Yemenita iray mba hamaranana ny tana amin'ny fomba miabo. Nahavita nametraka sehatra iray, sambany ho an'i Yemen, hahafahana mamelom-panantenana ny tariky ny TEDxSanaa, dia ny hetsika TEDx ao Sanaa ny 31 Desambra teo ambanin'ny teny faneva "Mangetaheta Fanantenana."

03 Janoary 2013