Tantara mikasika ny Yemen tamin'ny Oktobra, 2018
Nosamborina tany Arabia Saodita ilay mpanoratra Yemenita Marwan Almuraisy ary tsy hita popoka avy eo

Ao amin'ny fanjakana mpanao didy jadona,nitombo teo ambany fitondran'i Mohammed Bin Salman ny fanenjehana ireo feo mahaleotena.
Ny ady sy ny fitantanana ratsy ary ny fiovaovan'ny toetr'andro ao Yemen no mahatonga ny tsy fahampian-drano
"Manameloka ny governemanta aho noho ny tsy fitantanana sy ny tsy fanaraha-maso ny krizin-drano. Tsy raharahiana ny olona," hoy i Shoushou tamin'ny Global Voices.