Tantara mikasika ny Yemen tamin'ny Febroary, 2019
A4: Fampahafantarana ny “The Circumventer (Ilay Mpandingam-pibahanana)”

Manoratra ny tafatafa niarahany tamin'i Walid Al-Saqaf, Yemenita manam-pahaizana momba ny aterineto monina ao Soeda i Alexandra Sandels, avy ao amin'ny MENASSAT, niresaka momba ny fanombohan'ny fandaharan'asany vaovao antsoina hoe Al-Kasir (midika hoe fandinganana sivana amin'ny teny Arabo).