· Marsa, 2019

Tantara mikasika ny Solovava tamin'ny Marsa, 2019

Iran: Mety hiatrika sazy ho faty ilay bilaogera

GV Mpisolovava  04 Marsa 2019

 Nitatitra [fa] ireo bilaogera sy tranonkala maromaro fa mety hiatrika fiampangana "fihantsiana ady amin'Andriamanitra" i Mohammad Reza Pour Shajari, bilaogera any am-ponja. Azo tononina ho azy ny sazy ho faty amin'izany tranga izany. Nitsikera ny Islamo sy ny Repoblika Islamika tao amin'ny bilaoginy, Iran Land's Report izy.

Maraoka: Nosamborina ilay bilaogera ary nomelohina avy hatrany

GV Mpisolovava  02 Marsa 2019

Notaterin'ny tranonkalam-baovao Hespress fa nosamborina tao an-tranony tao Agadir ilay bilaogera Mohammed Raji . Voalaza fa  lahatsoratra iray izay navoakan'i Raji tao amin'ny Hespress no antony kanefa tsy mbola voamarina izany. Voalaza ny harivan'iny fa efa notsaraina sahady i Raji ary nomelohina higadra roa taona sy (vakio ny lahatsoratra)

Ireo pejinay momba an i Solovava

Advocacy