Iran: Mitokona tsy hihinan-kanina ilay bilaogera any am-ponja

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Desambra 2011)

Mitokona tsy hihinan-kanina noho ireo fepetra iainany ao am-ponja i Hossein Ronaghi Maleki, bilaogera nogadraina. Migadra 15 taona an-tranomaizina ao amin'ny fonjan'i Evin i Hossein.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.