Tantara mikasika ny Solovava tamin'ny Febroary, 2014
Mpikatroka Breziliana Miady Amin'ny Fanaraha-maso Faobe

Satria mivondrona izao tontolo izao mba hanohitra ny fanarahamaso faobe amin'ny 11 febroary 2014, olom-pirenena, fikambanana sy vondrona Breziliana no miara-mientana amin'ny hetsika #TheDayWeFightBack