Tantara mikasika ny Solovava tamin'ny Mey, 2015
Bahanan'ny PayPal Ireo Tolo-bola Ho Fanontàna Ny Tatitr'i Boris Nemtsov Momba Ny Ady Tao Okraina
Nampahafantarin'ny PayPal ny ekipan'ny tatitra "Ady.Putin" fa tsy azo ampiasaina ny tolotra mba "hanangonana vola hamatsiana hetsiky ny antoko politika na tanjona politika ao Rosia.”