Tantara mikasika ny Solovava tamin'ny Oktobra, 2021
Mihamafy ny fanelezana vaovao diso amin'ny fahatongavan'ireo mpitsoa-ponenana Afghàna any Makedonia Avaratra
Tonga tao amin'ny seranam-piaramanidina Iraisampirenena Skopje tamin'ny alin'ny 30 aogositra ny vondrona voalohany ahitana olom-pirenena Afgàna miisa 149. Mampandroso ireo mpitsoa-ponenana ny governemanta sy ny firaisamonim-pirenena, manararaotra ny mahazo azy ireo ny nasionalista elatra havanana ka manely fandisoam-baovao sy fankahalana.