Tantara mikasika ny Solovava tamin'ny Jolay, 2018
Iran: Abtahi mpitarika reformista tsaraina

Anisan'ireo ampolony manohitra ny voka-pifidianana tamin'ny 12 jona 2009 teo ilay bilaogera mpitari-dalana sady filoha-lefitra reformista Mohmmad Ali Abtahi.