Tantara mikasika ny Solovava tamin'ny Desambra, 2012
Nosakanana ny Fandefasana Mivantana Ny Kaonferansa Nokarakarain'ny Firenena Mikambana
Araka ny filazan'ireo mpikatroka ao Bahrain, nosakanana ny fandefasana mivantana ny Filankevitry ny Firenena Mikambana Misahana ny Zon'olombelona. Nosakanan'ny manampahefana ao #Bahrain ny fidirana ao amin'ny habaky #UN amin'ny fandefasana mivantana noho ny...
Fihetsika Hafahafaha Ataon'ny Facebook
Olona maty mitia zavatra ao amin'ny Facebook. Olona velona mitia sy mizara zavatra tsy fantany. akory. Manadihady izany fihetsika tsy mahazatra ataon'ny Facebook izany i Leila Nachawati.
Andron'ny Zon'olombelona: Miaro Ny Fahalalam-pitenenana, Amin'ny Aterineto Sy Ivelan'ny Aterineto
Mankalaza ny Ny Fanambarana Iraisam-pirenena momba ny zon'olombelona (UDHR), izay nankatoavina tamin'ny 10 Desambra 1948 ny Andron'ny Zon'Olombelona [Human Rights Day]. Nanatontosa horonantsary momba ny zon'ny olona rehetra mba “hahatonga ny feon'izy ireo...
Miantso Fanairana Ny WCIT: Fotoana Hamelarana Ny Adihevitra Momba Ny Fitantanana Ny Aterineto
Nivory tany Dubai ireo mpitondra manerana izao tontolo izao tamin'ity herinandro ity mba hamonjy ny Kaonferansa Manerantany Momba ny Fifandraisandavitra Iraisampirenena (WCIT), ary miankina amin'izay vinavina hiseho, mety hisy voka-dratsy eo amin'ny...
Miresaka Fahamarinana: Feo Manohitra Ny Tsimatimanota
Tamin'ny 23 Novambra 2009, olona 58, anisan'izany ireo mpanao gazety 30 no nalaina an-keriny sy novonoina tamin'ny fomba feno habibiana raha niara-dia niaraka tamin'ireo mpanohana mpanao politika ao an-toerana. Nitranga tao...
Tafaverina Ny Aterineto Ao Syria Miverina koa Ny Mpisompatra ireo Mpikatroka Syriana
Niara-nanatontosa ny lahatsoratra izay efa navoaka voalohany tao amin'ny eff.org i Eva Galperin sy Morgan Marquis-Boire no . Tamin'ny herinandro lasa teo raha nanakatona ny aterineto manerana ny firenena nandritra ny telo andro...
Taratasy Misokatra: Ho An'ireo Mpampiasa Aterineto Any Sina, Avy amin'ny Mpampiasa Aterineto Any Pakistana
Ho an'ny ezaka firaisankina eo amin'ireo vahoaka misedra olana iray mitovy amin'ny aterineto, manao fanentanana ireo mafana fo Pakistane mba hiresahana amin'ireo Shinoa mitovy aminy. Noho ny governemanta Pakistane maka tàhaka amin'ny fepetra Shinoa mba hifehezana ny aterineto, Sana Saleem, Pakistane mpampiasa aterineto sady mpandray anjara amin'ny Global Voices, dia mandefa taratasy misokatra ho an'ireo Shinoa mpampiasa aterineto.