Tantara mikasika ny Solovava tamin'ny Aogositra, 2019
Tsy mifarana eo amin'ny fisian'ny sivana ny fanenjehana ireo Rosiàna blaogera

Tafihan' ireo mpikatroka amin'ny Aterineto mpomban'ny Kremlin ireo mpitia teknolojia mirotsaka an-tsitrapo miasa ho an'ilay blaogera lehibe indrindra ao Rosia, izay efa voasakana an-tambajotra ary iharan'ny fanibohana an-trano.