Tantara mikasika ny Solovava tamin'ny Oktobra, 2014
Fifaninanana An-tsoratra GV: Ahoana Ny Fiantraikan'ny Politikan'ny Aterineto Ao Amin'ny Fiarahamonina Misy Anao?

Manasa ireo mpikambana sy mpiara-miasa rehetra ny Global Voices mba hanoratra sy handefa famelabelarana an-tsoratra manazava ny fiantraikan'ny politikan'ny Aterineto eo amin'ny olom-pirenena ao amin'ny firenena na faritra manokana eo amin'izao tontolo izao.