Iran: Mety hiatrika sazy ho faty ilay bilaogera

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Desambra 2011)

 Nitatitra [fa] ireo bilaogera sy tranonkala maromaro fa mety hiatrika fiampangana “fihantsiana ady amin'Andriamanitra” i Mohammad Reza Pour Shajari, bilaogera any am-ponja. Azo tononina ho azy ny sazy ho faty amin'izany tranga izany. Nitsikera ny Islamo sy ny Repoblika Islamika tao amin'ny bilaoginy, Iran Land's Report izy.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.