Tantara mikasika ny Solovava tamin'ny Mey, 2011
Azerbaijan: Tanora Mafàna Fo Voaheloka
Jabbar Savalan, tanora 20 taona, mafana fo amin'ny fanoherana, voasambotra tao Azerbaijan tamin'ny 5 Febroary, dia voampanga hifonja roa taona sy tapany noho ny fihazonana zava-mahadomelina. Na izany aza, ireo namany sy mpanohana azy ary ireo mpampahalala vaovao maro mpanara-maso ny resaka fahalalahana sy zon'olombelona ihany koa, dia manohana ny...
Nosoloin'i Syria Sertifika Sandoka Ve Ny An'ny Facebook Momba Ny Fiarovana Ireo Mpampiasa Azy?
Ana Souri [Siriana aho, amin'ny teny Arabo] mpampiasa ny sehatra fitorahana bilaogy tumblr dia manamafy[ar] fa ny Ministeran'ny Fifandraisan-davitra Siriana dia nanolo ny sertifika mikasika ny fiarovana tao amin'ny Facebook tamina iray hafa sandoka izay manamora ny fahafahana mitsikilo ireo mpampiasa azy, mitahiry ny tenimiafina ampiasainy, ary mijery ny vontoaty...
Ao Bahrain, Andron'ny Tsy-Fahalalahan'ny Asa Fanaovana Gazety
Androany 3 Mai no Andro Erantany Ho an'ny Fahalalahan'ny Asa Fanaovana Gazety, andro iray izay zary lasa fotoana fitserana kokoa noho ny maha-andro fankalazana azy any amin'ny firenena maro, isan'ireny i Bahrain, izay mbola misy fangejana ataon'ny governemanta amin'ny mpanao gazety sy ny mpitoraka bilaogy
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...