Tantara mikasika ny Solovava tamin'ny Oktobra, 2019
Zambia : Atahorana indray ny amin'ireo mpanao gazety ao amin'ny haino amanjerim-pirenena
Ho tratry ny sivana goavana kokoa avy amin'ny mpampiasa azy sy avy amin'ny fanjakana ireo mpiasa anatin'ny fampitam-baovao ao Zambia atsy ho atsy.